|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 kolo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3fototeny ahazoana sampanteny, toy ny koloina, mikolo. [1.62#625]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Mpanahaka  8 kajy, 9 kaly, 10 tandrina
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)12 kolo
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny malagasy  14fitomany valala, finaonana. [Taimoro] [1.78]

Teny iditra (3/4)15 kolo
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny malagasy  17hanina, sakafo. [Taisaka] [1.78]
Voambolana  18 Toe-karena: hanina

Teny iditra (4/4)19 kolo
Sokajin-teny  20 anarana
Fanazavàna teny malagasy  21pipa. [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  22 kolo, 23 lôko, loko

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02