|
|
|
|

Teny iditra1 pipa
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavatra lavalava misy fatana sy fantsona kely natao hifohana ravim-paraky efa voatetitetika madinika, izay ampirehetina ao anatin' ilay fatana kely dia trohina amin' ilay fantsona kely kosa indray. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a tobacco pipe. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5pipe à fumer. [1.8]
Kamban-teny rehetra  6famaha pipa

Fivaditsoratra  7 papy, 8 pipa

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08