|
|
|
|

Teny iditra1 kodia
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavatra azo akorisa ka mety mivadibadika: Filokan' ny ankizy ny kodia kely ~ Kodia vato no anaran' ny vato atao amin' ny vavahadim-bohitra.
4Kodiarana.
5Fivarinana amin' ny ara-tsaina na ara-piainana.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a wheel. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7action de rouler, de se rouler, ce qui roule, les roues, les rouages.
8dégringolade au physique et au moral. [1.3]
9roue. [1.8]
10volant. [1.13]
Ohatra  11 Misy kodia lehibe boribory no toy ny vankona hamankona ny hazo. [2.366#]
12 Ary izy efatra dia nitovy tarehy, toy ny kodia anatin' ny kodia. [2.996#]
13 Ary dia nizaha ny fanaovan-tafondro izahay, koa nisy soavaly efatra no manodina ny kodia, handoaka ny tafondro. [2.366#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  35kodiarana
Kamban-teny rehetra  36Fikambanana 13 amin' io teny io
Ohabolana  37 Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  38 Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  39 dikao, 40 dokay, 41 kaody, 42 kodia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02