|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kodiarana |
| Fototeny | 2kodia |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Kodia afaka mihodinkodina andehanan' ny bisikileta, kalesy na fiara.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a wheel.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6roues.
7boules que les enfants font rouler sur un plan incliné. [1.3] 8roue. [1.8] |
| Ohatra |
9 Ny kodiarana an-kavanana no voa.
[2.332#]
10 Indreo nanitsy lalana ny kodiarana, dia lasa koa iny. [1.281#ikakilaysyifaralahy] 11 Nanapaompy ilay kodiarana nifetaka rehetra ilay mpila voatsihary. [2.4#] |
| Tovy hevitra | 12kodia |
| Kamban-teny rehetra | 13Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|