|
|
|
|

Teny iditra1 fikodia
Fototeny  2kodia
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomban' ny zavatra na olona mikodia, izany hoe mivadibadika ambony sy ambany na mihodinkodina eo am-pandehanana. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fikodia, 6 idokafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12