|
|
|
|

Teny iditra1 kitay telo an-dalana
Singan-teny  2kitay, 3telo, 4lalana
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6fomba fizarana ny haren' ny mpivady misaraka, ka ny roa anjaran' ny lahy, ny iray anjaran' ny vavy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12