|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kilongalahy |
| Singan-teny | 2kilonga, 3lahy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ankizy dia tsy zazakely nefa koa tsy mbola zatovo.
6Ny ankizilahy dia atao hoe kilongalahy. [1.10] 7zazalahy: Mahere kireñina ny kilongalahy (Mafy lalao ny zazalahy). [Betsileo] [1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8môme, gamin, mioche, moutard.
[3.1] |
| Ohatra |
9 Ton-ga-lan, Ton-ga-lan", hoy ny vazivazin' ny kilongalahy madinika manaraka ny fanenony.
[2.470]
10 Niantso ny kilongalahy madinika izy aloha mba hampikatrohany tamin' ny tolona, ny totohondry, ny diamanga. [2.643] |
| Fivaditsoratra | 11 kilangolahy, 12 kilongalahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|