|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kilonga |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3ankizy dia tsy zazakely nefa koa tsy mbola zatovo.
4Ny ankizilahy dia atao hoe kilongalahy ary ny vavy dia kilongavavy. 5Misy fitenenana betsileo hoe : "Kilonga milanon-draibe, ko dia ampitso no ampitso"; izany hoe manisa andro (tsidrian-taona) fa manantena zavatra avy amin' ny lanonambe hatao. [1.10] 6Zaza. [Betsileo] [1.1] 7Ankizy efa tsy zazakely loatra intsony, nefa tsy mbola zatovo koa. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8adolescents, often in a derogatory sense.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9Un garçon encore jeune, un adolescent par rapport à un homme Agé..
[1.3#331] 10les jeunes (souvent péjoratif). [1.8] 11marmaille. [3.1] |
| Ohatra |
12 Namonjy fodiana ny kilonga tany an' ala.
[2.5]
13 Ny kilonga madinika kosa indray nitanaka nahita ahy vaventy lava. [2.643] 14 Matavy ny tsilon-draketra, mamony ho voa fihinan' ny kilonga anatin' ny fotoana fohy. [2.470] |
| Tsipelina hafa | 15kilongo, kironga, kolonga |
| Kamban-teny rehetra | 16Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 kilango, 19 kilonga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|