|
|
|
|

Teny iditra1 olo-manga
Singan-teny  2olona, 3manga
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5olona mendrika amin' ny hatsaran-toetra sy fahaizana ireharehan' ny firenena; olona mendrika manan-tombo amin' ny fahaizana, hatsaran-toetra, fikarohana ny hahasoa ny vahoaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a famous or notable person. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7un chéri, un favori.
8réfractaire à la vérole, à la vaccine, qui n'est pas malade quand tout le monde l'est. [1.3]
9personnage marquant, renommé. [1.8]
Ohatra  10 Na dia efa notsofin' Ikaky rano aza ny hivadiantsika, tsy lany olomanga tsy akory i Menabe! [2.528#]
11 Fotoana fohy taorian' ny nandraisany ny asa dia lasa tale jeneralin' ny Minisitry ny Vola Paul Longuet Rajaobelina Prosper fa nilana olomanga ny firenena. [2.356#]
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02