|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 karatra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Taratasy baoritra fahazoa-miditra amin' ny lanonana na fiara andoavam-bola, izay manamarina fa efa nahaloa vola ny tena: Efapola ariary ny karatra fidirana amin' ity rindran-kira ~ Roanjato ariary ny kara-tsaran-dalana mankany Toamasina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a card, a ticket.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5carte d'entrée, billet.
[1.8] |
| Tovy hevitra | 6bie |
| Kamban-teny rehetra | 7Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 8 karatra |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10Taratasy fanoratana ny karazan-ketra rehetra aloa amin' ny fanjakana.
[1.1] |
| Mpanahaka | 11 hajia, 12 hetra, 13 isampangady, 14 karamanga, 15 tongoamihonkona, 16 vodihena |
| Kamban-teny rehetra | 17Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 18 karatra |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20Baoritra filalaovana misy marika sy sary, ary mitovy soratra ny vohony.
[1.1] |
| Voambolana | 21 Kilalao |
| Tovy hevitra | 22karatra filalaovana |
| Mpanahaka | 23 joro, 24 lalitra, 25 samamena, 26 tangontsotrobe |
| Kamban-teny rehetra | 27Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|