|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tongoamihonkona |
| Singan-teny | 2tongoa, 3mihonkona |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Teny enti-milaza ny vodihena, ny isam-pangady, ny hasina, ny, variraiventy isan' olo-miaina, ny haren' ny maty momba, izay tongoa na fanampin' ny efa an' ny fanjakana tsy azo avala, ka tsy maintsy aloa fa voahonkona na vita mafy tsy azo sarahina amin' ny fanjakana.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Raha tsy araka ny hajia, ny tongoa mihonkona, ny vidin-doha, ny fanompoana isan-karazany dia tsy maintsy mandositra raha te-ho velona sy tsy te-ho very vady aman-janaka.
[2.508]
|
| Tsipelina hafa | 7tongoa mihonkona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|