|
|
|
|

Teny iditra1 karamanga
Singan-teny  2karatra, 3manga
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karatra alain' ny fanjakana amin' ny vola miditra amin' ny tena; hetra aloa arakaraka ny vola miditra amin' ny tena mandritra ny taona. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6impôt sur le revenu. [1.5]
Voambolana  7 Toe-karena: varotra 8 Lalàna

Fivaditsoratra  9 karamanga, 10 makaranga, 11 mangaraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12