|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 kaosy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3(akory izato izy) Teny ifampiarahaban'ny hova amin'ny foko merina: Kaosy, tompoko. [1.1]
Voambolana  4 Teny fanajana
Mpanahaka  5 tsarava
Teny nalaina  6 Soratra misy io teny io

Teny iditra (2/2)7 kaosy
Sokajin-teny  8 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9Kanosa, saro-tahotra. [1.1]

Fivaditsoratra  10 akiso, 11 isoka, 12 kaosy, 13 kiosa, 14 kisoa, 15 osika, 16 saoky, 17 sioka, 18 soaky, 19 sokay, 20 sokia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02