|
|
|
|

Teny iditra1  kalamongo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsileo] Karazam-bomanga, kelikely ny vodiny fa mamy dia mamy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 [Betsimisaraka] (de kala : la belle petite et mongo : crépu, frisé). Nom des variétés de patate, Ipomoea batatas (L.) Lam.à petites feuilles frisées et à tubercules petits mais très sucrés. Elles résistent mieux que les autres aux sols arides. [1.196]
Voambolana  5  Haizavamaniry
Mpanahaka  6  kalamavo, 7  kalamena, 8  kalanoro, 9  kalavory
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  kalamongo, 11 mangoloka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04