|
|
|
|

Teny iditra1 kalamena
Singan-teny  2kala, 3mena
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Anaram-bomanga mavokely na mena ny hodiny. [Betsileo] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6(de kala : la belle petite et mena : rouge).
7Nom donné aux variétés de patate, Ipomoea batatas (L.) Lam.
8(Convolvulaceae) à peau rose ou rouge.
9Celles qui ont les plus gros tubercules sont souvent utilisées aussi comme fourragères ; pour la nourriture des animaux de basse-cour notamment.. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  10 Haizavamaniry: anana
Mpanahaka  11 kalamavo, 12 kalamongo, 13 kalanoro, 14 kalavory
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  15 kalamena, 16 manalake, mañalake, 17 manelaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05