|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kalavory |
| Singan-teny | 2 kala, 3 vory |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 [Betsileo] Karazana vomanga izay lehibe vorivory tsara ary mena aty ny vodiny (Ipomoea batates)
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 [Betsileo] (de kala : la belle petite et vory : ronde, sphérique). Nom d'une variété de patate, Ipomoea batatas (L.) Lam. (Convolvulaceae), à gros tubercules rouges, de forme très régulière, presque parfaitement sphérique.
[1.196] |
| Voambolana | 7 Haizavamaniry |
| Mpanahaka | 8 kalamavo, 9 kalamena, 10 kalamongo, 11 kalanoro |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|