|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1 mongo
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Potika toy ny vovoka, torotoro, montsamontsana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4crushed to pieces, crushed to atoms, pulverized. [1.2#442]
Fanazavàna teny frantsay  5écrasé, moulu, pulvérisé ; figuré: battu. [1.3#444]
Ohatra  6 Marina aloha fa ny mahantra be dia olona potika, mongo, konka. [1.369#]
7 Koa raha misy olombelona miraviravy tanana sy manao voro-mitahy havana amin'izany, na borozano na miaramila - tsy dia hatao mongo tokoa? [2.298#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  22Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/6)23 mongo
Sokajin-teny  24 anarana
Fanazavàna teny malagasy  25karazan-kazo. [1.1]
Voambolana  26 Haizavamaniry

Teny iditra (3/6)27 mongo
Sokajin-teny  28 anarana
Fanazavàna teny malagasy  29ampombo. [Tambahoaka, Sihanaka] [1.78]
Voambolana  30 Haizavamaniry: ahitra

Teny iditra (4/6)31 mongo
Sokajin-teny  32 anarana
Fanazavàna teny malagasy  33Nongona, montotra. [1.1]

Teny iditra (5/6)34 mongo
Sokajin-teny  35 anarana
Fanazavàna teny frantsay  36(de mongo : écrasé, broyé).
37Nom général des espèces riches en mucilages qu'on écrasait au pilon pour préparer les mordants de teinturerie.
38Principalement Dionychia bojeri Naudin ined.
39(Melastomaceae).
40Voir aussi felambarika.. [Bara, Betsileo] [1.196]
Voambolana  41 Haizavamaniry

Teny iditra (6/6)42 mongo
Sokajin-teny  43 anarana
Fanazavàna teny frantsay  44(déformation fréquente de bongo)..
45Garcinia pauciflora Baker et Ochrocarpos orthocladus (Baker) H.Perrier (Clusiaceae).. [Merina, Betsileo]
46Ochrocarpos bongo R.Vig.
47& Humbert, Ochrocarpos perrieri R.Vig.
48& Humbert, Rheedia excelsa R.Vig.
49& Humbert et Rheedia madagascariensis (Planchon & Triana) H.Perrier (Clusiaceae).. [Betsimisaraka, Bezanozano] [1.196]
Voambolana  50 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08