|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kaikitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fiketohana, famelezana amin' ny nify: Ny kaikitry ny amboakely tiana no tsy tanty.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a bite, a sting.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5morsure, coup de dent.
[1.8] 6morsure. [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 23 akikitra, 24 kaikitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|