|
|
|
|

Teny iditra1 kaikerina
Fototeny  2kaikitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ketohina amin' ny nify: Nokekerin' ilay saka ratsy iny ny tanan-janako.
5Tsindronina: Nokaikerin' ny moka ny handriko.
6Hanina: Kekerin' ny olitra mafy aho izany.
7Raisina amin' ny nify: Raha tsy voavaha amin' ny tanana, kekero ho afaka io tady io. [1.1]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12kekerina
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02