|
|
|
|

Teny iditra1 fanaikitra
Fototeny  2kaikitra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fiketoka amin' ny nify, fanindrona: Fanaikitry ny alika.
5/ Tsy anerany ny fanaikitry ny moka atỳ izany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Ce qu'on saisit avec les dents, manière de mordre. [1.3#304]

Fivaditsoratra  7 fanaikitra, 8 fiantraika, 9 fitakarina, 10 fitraikana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12