Teny iditra |
firaisana
(iray)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | Union; agreement [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Union; accord [1.8]
|
| Rapport sexuel, accouplement [1.13]
|
Ohatra |
1 | Ho amin' ny firaisana no nahatongavany.
[2.356]
|
2 | Nampianatra ny firaisana sy fifankatiavana ny mpampianatra.
[2.332]
|
|
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
filomiana |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
firaisana
(iray)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany [1.1]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
|