|
|
|
|

Teny iditra1 anankiray
Fototeny  2iray
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Iray (fitenin' ny ankizy ary enti-milaza isan-javatra fa tsy entina manisa); ny anankiray sy anankiroa ary anankitelo ihany no tena fandre matetika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5[iray, one.] One, a certain one.. [1.2]
6one, a certain one; (also anankiròa, two, anankitèlo, three). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7un, un certain; (on dit aussi anankiròa, deux; anankitèlo, trois). [1.8]
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02