|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 indrana |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zavatr' olona ampiasain' ny tena izay haverina rehefa avy nanaovana: Lamba indrana itỳ anaovako itỳ fa very omaly ny ahy..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4borrowed.
5It is used when the very thing borrowed is to be returned ; samborina (sambotra) being used when an equivalent is to be given back. 6Thus indrana would refer to a borrowed knife, etc., and samborina to money etc. 7[mal. 8Injam.]. [1.2] 9the article to be returned. 10borrowed. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11ce qu'on a emprunté.
12emprunté. [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 20 indramaso, 21 indrambity, 22 indrambolondoha, 23 indranorona, 24 indrantsomotra |
| Kamban-teny rehetra | 25Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 26 indrana |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
28the outer edges.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
29les bords extérieurs.
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 30Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 31 indrana |
| Sokajin-teny | 32 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[indraña]
33iry.
[Tambahoaka]
[1.78] 34iry. [Bezanozano] [1.78] |
| Fivaditsoratra | 35 andrina, 36 anindra, 37 indrana, 38 Narinda, 39 Ndriana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|