|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 indramina |
| Fototeny | 2indrana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Angatahina mba hanaovana nefa haverina rehefa avy eo: Nindramin' i Soa ny sininay hantsakany.
5Iangaviana hanao raharaha fa tsy karamaina: Olona nindramina ireo miasa ny tanimbarinay ireo. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6used of the thing which is to be borrowed..
[1.2] 7to be borrowed; cf. 8sambotra. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9qu'on a emprunté.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 indramina, 16 mandraiñy, 17 manindria |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|