|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 findramana |
| Fototeny | 2indrana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fangatahana zavatr' olona mba hanaovana (ohatra akanjo) na hiasana (ohatra angady) vetivety.
5Fiangaviana olona mba hanao raharahan' ny tena. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6the parties of whom things are frequently borrowed, a lender..
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 7 famindrana, 8 findramana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|