|
|
|
|

Teny iditra1 mindrana
Fototeny  2indrana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mangataka zavatr' olona mba hanaovana na hampiasaina vetivety fa haverina rehefa avy eo: Mindrana boky amin' ny namana.
5Miangavy olona hanao raharahan' ny tena: Nindrana ahy izy mba handatsaka ny zanany..
6Mindram-pangady lohataona ka maniraka ny tompony hiasa: ny findraman-javatra amin' ny fotoana fampiasan' ny olona azy dia tahaka ny manome hevitra ny tompony hampiasa azy na dia tsy nivonona ny amin' izany aza izy.
7Ibaikamo mindram-pangady, ka "ara mahita ante aho": ilazana olona tsy te hiasa ka mirary ny tsy hahitany angady hiasany, na olona manao alasafay fotsiny ka toa voatery hanao zavatra nefa tsy araka ny fony akory. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to borrow a thing for a time.. [1.2]
9to borrow (when the same object is to be returned). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10emprunter (quand l'objet même sera retourné). [1.8]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 manandry, 18 mandrañy, 19 manindra, mañindra, 20 mindrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03