|
|
|
|

Teny iditra1 Imerina
Sokajin-teny  2 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Teny ilazana ny tany ambony havoana "manerinerina" itoeran' ny Merina, izany hoe ny foko eto afovoan' ny Nosy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4the district in the central part of the island inhabited by the Hova, not including Vonizongo and Vakinankaratra, which are only included in Imerina enin-toko.
5Comp.
6Erina.. [1.2]
7the inland of Madagascar around Tananarive. [1.7]
Ohatra  8 Ny mpifindra monina avy tany imerina. [2.508]
9 Izahay eto imerina no solon-dray aman-dreninao. [2.528]
Tovy hevitra  10ankova, ankova, ankova
Mpanahaka  11 emyrne, 12 emyrne, 13 merina, 14 merina, 15 nytendrombohitraroambinifolo
Kamban-teny rehetra  16Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  18 Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  19 enimira, 20 Imerina, 21 mierina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02