Teny iditra Ankova (hova)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (jeôgrafia)
Dikanteny frantsay   Le pays des Hovas, la province de l'Imerina [Abinal 1888]
Ohatra   Dia nisalasala vetivety izy nony tojo ny tampon' Ankova. [Andriamalala: Zazavavindrano]
Teny nalaina  
Jereo  
  

Nohavaozina taminy 2012/03/16
Takela isoratana ny soso-kevitrao