|
|
|
|

Teny iditra1 fihomehy
Fototeny  2homehy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomban' ny olona rehefa mihomehy: Mahatsikaiky ny fihomehin-dRangahy io fa mihovotrovotra ny tenany manontolo. [1.1]
Ohatra  5 Tonga fandatsan' ny mpifanakaiky aminay izahay, sady fihomehy amam-paneson' ny manodidina anay. [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12