|
|
|
|

Teny iditra1 hofahofa
Fototeny  2hofa
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4[duplicatif fréquentatif]. [1.3#259]
Ohatra  5 Nihetsika mora ny fiaran-dalamby, nandeha ny hofahofa tanana. [2.356#168]
6 Lehilahy ranjanana sy tsara bika, miakanjo lasoa misy voahangy sy akorandriaka madinika, miantsoroka hofahofa lasoa sy rojo volafotsy tsara tarehy misy trondro volafotsy mikiraviravy. [2.113#20]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :

Fivaditsoratra  8 fahofaho, 9 fohafoha, 10 hofahofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19