|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 hofa
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Vola, na zavatra aloa amin' ny zavatr' olona ipetrahana na anaovana na ampiasaina mandritra ny fotoana maharitraritra: Valonjato no hofan' itỳ efitra.
4(Ny fahelam-potoana ihany no maha samy hafa ny hofa sy ny sara: raha mita lakana ka miserana ihany, sara no aloa; fa raha maharitra indray andro na mihoatra, dia hofa).. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5rent. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6rente, prix donné pour un bail, une location ou un louage; bail, louage. [1.3#259]
7loyer, location. [1.8]
8le prix qu'on paye pour un service ; la rente qu'on verse à quelqu'un. [1.196]
Ohatra  9 Trano efitra telo tsy dia lafo hofa loatra teny Isoraka no nipetrahanay. [2.4#]
10 Koanefa aza manao kely karama (na hofa) loatra ianareo fandrao mahakely ny harenareo. [2.366#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Kamban-teny rehetra  15hofan-toerana

Teny iditra (2/4)16 hofa
Sokajin-teny  17 anarana
Fanazavàna teny malagasy  18Fiantsoana olona amin' ny kopa-damba, na tanana, na rantsan-kazo misy ravina.
19Fanasivanana ny vary na voan-javatra hafa amin' ny sahafa mba hampisaraka azy amin' ny akofa na ampombo na vato kely.... [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20action d'appeler avec la main, ou de donner un signal en agitant quelque chose avec la main.
21action de vanner les grains en les faisant sauter sur un plateau concave. [1.3#259]
22action d'agiter un objet dans la main en signe de sympathie, d'amitié. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  26Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (3/4)27 hofa
Sokajin-teny  28 anarana
Fanazavàna teny malagasy  29Zavamaniry karazana vakoa na vakoana lava ary be ravina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  30espèce de vacoa à large et longues feuilles. [1.3#259]
31Nom donné à plusieurs pandanus.
32Mentionné anciennement par Chapelier, vers 1800.
33Ce sont principalement : Pandanus hoffa Chapel.
34Ex Bojer Ined., Pandanus odoratissimus L.f.
35et Pandanus obeliscus Thouars (Pandanaceae).
36Feuilles employées pour la couverture des cases ; également en vannerie et en sparterie.
37Cendre pour la préparation d'onguents maturatifs sur les furoncles.. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  38 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)39 hofa
Sokajin-teny  40 anarana
Fanazavàna teny frantsay  41D'après Decary 5081, ce nom serait également donné sur côté Sud-Est à un Palmier.
42Phloga polystachya var.
43stenophylla
Becc.
44(Arecaceae) Peut être parce que les segments des feuilles servent aux mêmes usages que les pandanus.. [Taifasy] [1.196]
Voambolana  45 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  46 faho, Faho, 47 foha, 48 hafo, 49 hofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03