|
|
|
|

Teny iditra1 ahofahofa
Fototeny  2hofahofa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Ohatra  4 Toa nitsiky taminy avokoa na ny masoandro na ny lanitra, na ny voaniho ahofahofan' ny rivotra eny amin' ny araben' i Farafangana [2.499#17]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29