|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 hitany |
| Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra hita sy mpisolo |
| Ohatra |
3 hitany ny lavaka
[2.649#245>Hitany ny lavaka]
4 Inona no hitany ? [2.529#16>Inona no hitany ?] |
| Teny iditra (2/5) | 5 hitañy |
| Fototeny | 6tañy |
| Sokajin-teny | 7 ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mitañy |
| Teny iditra (3/5) | 8 hitany |
| Sokajin-teny | 9 ny ho avin' ny matoantenin' ny iharana itana sy mpisolo |
| Teny iditra (4/5) | 10 hitany |
| Sokajin-teny | 11 ny ho avin' ny matoantenin' ny famenony sy mpisolo |
| Teny iditra (5/5) | 12 ... hita ny ... |
| Sokajin-teny | 13 Tsy lazaina (teny sasany) |
| Ohatra |
14 hiara-hiera ho hita ny helony
[2.113#59]
15 Indraindray miala tsy hita ny rano [1.357] |
| Fivaditsoratra | 16 ... hita ny ..., hitañy, hitany, 17 tahiny, 18 tihina, 19 tinahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|