|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 itana
Fototeny  2ita
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Robohina mba hankanesana erỳ an-dafin-drano; vikinina mba hahatongavana erỳ an-dafin-kady: Sarotra itana itỳ rano itỳ izany fa lalina / Mora itana ve io hady io?. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be crossed, as a river, a valley, etc.. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on passe, qu'on traverse, qu'on franchit.
7Mora itana ny rano eto (il est facile de passer la rivière ici) / Sarotra itana io hady io (il est difficile de franchir ce fossé). [1.3#285]
8qu'on traverse, comme une rivière, une vallée, etc. [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)14 itana
Fototeny  15ita
Sokajin-teny  16 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#285]
Haiendriteny 
17 Ny ankehitriny :
18 Ny lasa :
19 Ny hoavy :
20 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  21 anaty, 22 atany, 23 itana, 24 taina, 25 tiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08