|
|
|
|

Teny iditra1 fahita
Fototeny  2hita
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Hita matetika: Tsy fahita intsony itony lamba itony ankehitriny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Ce qui se voit habituellement, manière de trouver. [1.3#251]
Ohatra  6 Zavatra tsy mba fahita loatra atý amintsika io. [2.499#]
7 Aizina no fanoratra mahazatra sy fahita matetika. [2.285#]
8 Sahalahala amin' izao ihany no fahita any aminay. [2.4#]
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 6 amin' io teny io

Fivaditsoratra  10 fahita, 11 fitaha, 12 Hatifa, 13 tafiha

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11