|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fahitana |
| Fototeny | 2hita |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Ny maso.
5Fahalalana: Ny fahitana ny maha-mahantra anay ve no iavonavonanareo aminay. 6Fitsarana: Araka ny fahitako ny raharahanareo dia tokony homenao ny karamany. 7Fisehoan-javatra toy ny fanahy, avelo na matoatoa min' ny tena. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8sight, vision.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9La vue, l’instrument.
[1.3#251] 10la vue; une vision. [1.8] |
| Ohatra |
11 Ny fahitana azy aloha, dia efa lehibe tokoa.
[2.472#]
12 Faharesena ho an-dRatovonirina ny fahitana azy. [2.895#] 13 Zazavavy mahafinaritra amin' ny fahitana rehetra. [2.928#] |
| Voambolana | 14 Haiaina |
| Mpanahaka | 15 fanamboloana, 16 fandrenesana, 17 fitsapana, 18 fitsiroana |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 20Randzavola: fahitana ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 21 fahatany, 22 fahitana, 23 fitahana, 24 tahafina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|