|
|
|
|

Teny iditra1 hintsana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Firarahana, filatsahana na fialana avy amin' ny toerana nisy azy, toy ny ravinkazo, na voankazo, na voninkazo, na volo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4Action de tomber pour les feuilles ou autre chose. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  21 hantsina, 22 hintsana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19