|
|
|
|

Teny iditra1 fihintsanana
Fototeny  2hintsana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fialana, firarahana: Rehefa lehibebe no manomboka ny fihintsanan' ny volo. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12