|
|
|
|

Teny iditra1 ahintsana
Fototeny  2hintsana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Araraka na alatsaka amin' ny alalan' ny fanozongozonana: Nahintsan' ny rivotra ny voninkazo.
5Alana amin' ny alalan' ny fanetsiketsehana: Ahintsano ny vovoka amin' ny tongotrao vao miditra ny trano ianao.
6Sivanina: Ahintsana ny fasika.
7(famarana) hozongozonina mba hahalany bebe kokoa: Ahintsano tsara ny sobika mba hahalany vary bebe kokoa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to be shaken off as fruit from a tree; to fall off as leaves; to fall out as hair. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9qu'on fait tomber en secouant; tomber comme des feuilles mortes; tomber comme des cheveux. [1.8]
Ohatra  10 ahintsana ny voan-katsaka rahefa avy eo, ahahy ho maina. [2.472#]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02