Teny iditra |
fihinanana
(hinana (hana))
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Asa atao rehefa mihinana; fitsakoana sy filemenana ventin-kanina [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The act of eating [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de manger [1.8]
|
Ohatra |
1 | Nanao fihinanana ankalamanjana, kosa, ny be sy ny maro.
[2.270]
|
2 | Ary nony efa vita ny fihinanana, dia niteny ny Governora.
[2.366]
|
3 | Niara-nitsangana izy roa, dia nivoaka ny efitra fihinanana.
[2.529]
|
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
fihinanana
(hinana)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | (fiteny tsy mihaja) Karama: Tsy hisy hanao an' io raha tsy misy fihinanana kely [1.1]
|
|
Teny iditra |
fihinanana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
Fitana (rano), fandehanana anaty rano na lalina na lalindalina hiampitana eny amin'ny fitodiana andafin-drano [1.78]
|
|