|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 hetraketraka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3fisomparana; fampiasan-kery aman' olona na fanimbana sy fandravana fananana: Potika noho ny hetraketraky ny tsy tia ny voly teny an-tsaha. [1.62#529]
Fanazavàna teny frantsay  4brutalité, vandalisme, méchanceté, arrogance. [1.5#143]
Ohatra  5 Toa te-hikosoka ny hetraketraka natao rehetra. [2.471#60]
6 Mpanjaka nahery setra sy be hetraketraka i Zakavola. [2.508#257]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :

Teny iditra (2/3)10 Hetraketraka
Singan-teny  11hetraketraka
Sokajin-teny  12 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  13Andriamalala Emilson Daniel
Mpanonta printy  Takila: 200.

Teny iditra (3/3)15 Hetraketraka
Singan-teny  16hetraketraka
Sokajin-teny  17 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  18Rapatsalahy Paul
Mpanonta printy 

Fivaditsoratra  20 Hetraketraka, hetraketraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05