|
|
|
|

Teny iditra1 hazomaty
Singan-teny  2hazo, 3maty
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5kitay. [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  6bois à brûler. [1.13]
7bois mort, bois à brûler. [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  8 Niteny taminy haka akondro, haka kibo, ireny kibo madinidinika any anaty ala ireny, ary haka hazomaty, nentiny daholo ireny. [1.508#]
Mpanahaka  9 kitay

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12