|
|
|
|

Teny iditra1 hazavana
Fototeny  2zava
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4zava. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5lightness, brilliancy. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6la lumière, la clarté. [1.3]
7lumière, clarté. [1.8]
Ohatra  8 Na dia taitran' ny hazavan' ny jiro aza, dia tsy nisy nikehana kosa ireo akoho amam-borona mitingitingina ambony sobika sy tandroho. [2.470]
9 Mipariaka eny amin' ny torapasika fotsy manjelatra ny hazavany, ka mamiratra mamono maso, ary ny hafanany mampanjary vain' afo kely tsy hita isa ny fasika hitsahana eny an-dalambe sy eny an-tokotany. [2.499]
Haiendriteny 
10 Tsotra :
11 Tovonana :
Tovy hevitra  12fahazavana
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 7 amin' io teny io

Fivaditsoratra  14 hazavana, 15 zahavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11