|
|
|
|

Teny iditra1 fahazavana
Fototeny  2zava
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny anglisy  4lightness, brilliancy, light, illumination, brilliance. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5la lumière, la clarté. [1.3#870]
6lumière, clarté, illumination. [1.8]
Ohatra  7 Faly izahay nahita ny fahazavana. [2.332#]
8 Nisy zavatra nopihin' ilay olona anefa dia nandefa fahazavana tery amin' ny rindrina ilay milina. [2.332#]
Tovy hevitra  9hazavana
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  12Randzavola: fahazavana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02