|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 hazava
Fototeny  2zava
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4zava. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5L'état de ce qui est clair, net. [1.3#870]
Haiendriteny 
6 Tsotra :
7 Tovonana :

Teny iditra (2/3)8 hazavà
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny malagasy  10tokotany. [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/3)11 hazava
Fototeny  12zava
Sokajin-teny  13 ny ho avin' ny mpamaritra mazava
Ohatra  14 Aoka hazava tsara anefa. [2.285#]
15 Aoka hazava ny teninao, hoy ny lehilahy iray, nisolo vava ny vahoaka. [2.643#]

Fivaditsoratra  16 havazà, 17 hazavà, hazava, 18 vazaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03