|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 havia
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3amin' ny olona sy ny biby, ny havia dia ny ilany tena misy ny fo, mifamaly amin' ny ilany tsy misy ny fo, dia ny havanana.. [1.10#H135]
4amin' ny vatan' ny olombelona sy ny biby, ny ila izay andrenesana ny fitepon' ny fo ary izay mifanitsy amin' io ila io, mifanohitra amin' ny havanana: Amin' ny havian-dalana mandeha / Tanan-kavia. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5the left side. [1.2#241, 1.7]
6the left hand. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7la main gauche. [1.3#227, 1.8]
8le côté gauche. [1.3#227, 1.8]
Ohatra  9 Ny an-dRobera ny havia, fa io no manakaiky ny foko. [2.499#]
10 Dia mitsikitsiky mitodika havia sy mitodika havanana. [2.245#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Tohi-kevitra  17havanana
Kamban-teny rehetra  18Fikambanana 8 amin' io teny io
Ohabolana  19 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)20 havia
Sokajin-teny  21 anarana
Fanazavàna teny frantsay  22qui est inférieur en grade à un autre. [1.3]
Tovy hevitra  23haviany

Fivaditsoratra  24 avahy, 25 havay, 26 havia, 27 vahia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02