|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kavia |
| Fototeny | 2havia |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fatra-pampiasa ny tanany havia raha mandray na miasa (mifanohitra: kavanana).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5left-handed.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6gaucher.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Ity sampin-kavia ity dia fisampin' ny olona kavia rahateo no sady izaran' ny olona sasany tia aingitraingitra.
[2.436#]
|
| Tohi-kevitra | 8kavanana |
| Fivaditsoratra | 9 akavy, 10 ivaka, 11 kavia, 12 vaika, 13 viaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|