Teny iditra |
hamatra
(fatra)
|
Sokajin-teny | ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mamatra
|
Ohatra | eny, hamatra ny valin' ny asany ho ao an-tratrany Aho aloha.
[2.996]
|
|
Teny iditra |
hamatra
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny anglisy | Deformed, maimed [1.2]
|
|
Teny iditra |
hamatra
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy fahita firy [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Rare [1.13]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
hamatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fifehezana na fanaratoana taolana tapaka mba hampitohy azy na tsy hihetsiketsehany
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A splint for supporting a broken limb, etc. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | éclisse, attelle [1.3]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Teny iditra |
hamatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Bandin-takolaka marary Holatra amin' ny tarehy na vozona avy amin' ny fery sitrana; ny pentina na ny lelakomby amin' ny hoditra [1.1]
|
| Faritra miavaka hafa loko noho ny hoditra rehetra ary nentina hatrany am-bohoka [1.13]
|
| A disease of the skin [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Cicatrice, tache de la peau caractérisant certaines maladies, pustule, desquamation de lèpre [1.3]
|
| Tache pigmentaire [1.13]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
hamatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | A shrub used as a medicine by the Sakalava. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava]
(au sens propre : cicatrices, desquamation de la peau ; nom donné à des plantes ayant des propriétés rubéfiantes) Aeschynomene sensitiva Sw. (Fabaceae) ; les sommités fleuries sont administrées en infusions purgatives.
[1.196]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
hamatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Mahafaly]
(au sens propre : cicatrices, desquamation de la peau ; nom donné à des plantes ayant des propriétés rubéfiantes) Euphorbia stenoclada Baill. (Euphorbiaceae). Latex rubéfiant ; très dangereux s'il vient à pénétrer dans l'oeil. Il peut causer des cécités définitives.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Aeschynomene sensitiva, Euphorbia stenoclada |
Voambolana |
|