|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mamatra
Fototeny  2fatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mamantatra ny haben-javatra (rano na voa) amin' ny famarana: Mamatra ny tsaramaso hovidiny ao an' efitra ao Rabe.
5Mandoa: Mbola mamatra ny volako izy.
6Mandray: Efa namatra ny volanao ve ianao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to measure in a rice measure or in a basket.. [1.2]
8to measure in a container. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9mesurer avec une mesure de capacité. [1.8]
Ohatra  10 Ka manendry ny lanjan' ny rivotra ary mamatra ny rano amin' ny famarana. [2.996#]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)16 mamatra
Sokajin-teny  17 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  18mamarana. [Sihanaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02