|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 hamarana
Fototeny  2hamatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Fehezina amin'ny hamatra na harato. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5see hamatra. [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10hamarina

Teny iditra (2/2)11 hamarana
Fototeny  12mara
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny malagasy  14Toetran' ny zavatra mara. [1.1]
Tovy hevitra  15fahamara, fahamarana, hamara

Fivaditsoratra  16 hamarana, 17 Mahanara, 18 manaraha

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31